Entry (1/2) | 1 manelo |
Root | 2 elo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manaloka amin' ny elo (ankehitriny, ny hoe "mampielo" no fampiasa kokoa noho ny "manelo"): Ianao no aoka hanelo azy fa feno zavatra ny tanako |
Explanations in English |
5 [1.2] to hinder, to impede |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 10 mañelo |
Part of speech | 11 adjective |
Explanations in Malagasy |
12 [1.78] [Taisaka, Bara]
marary 13 [1.78] [Tanosy] marary, manaintaina |
Explanations in English |
14 [1.2] (manelo) to be ill. |
Vocabulary |
15 Health |
Anagrams | 16 alenom, lemona, lomena, mañelo, manelo, naelom, namelo, neloam, nolema, nomale |
Updated on 2023/01/20 |