Entry manelingelina (helingelina (helina))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mahasosotra, manorisory amin' ny fivezivezena manerantserana ny tena, misalovandovana: Manelingelina ahy ireo zaza ireo
Mampihahakaha-kevitra; mahatonga ny saina tsy hitombina: Manelingelina ahy izany feon-dakolosy izany [1.1]
Explanations in English To disturb one by frequent interruptions. [1.2]
 To distract, to bother [1.7]
Explanations in French Gêner, importuner, distraire, ennuyer [1.8]
Examples 
1Fady ny manelingelina namana eny am-pandehanana, ny maka aina na manatsotra andilana. [2.472]
2Manelingelina anao aho? [2.583]
Morphology 
Present : manelingelina
Past : nanelingelina
Future : hanelingelina
Imperative : manelingelena

Updated on 2023/01/20