Entry maneho (seho)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mamboraka mba ho hita, mampiseho (raha zavatra ara-tsaina na ara-panahy no lazaina): Maneho fahendrena izany fihetsika izany ~ Tonga izahay, tompoko, haneho fiaraha-miory aminareo [Rajemisa 1985]
English translation to exhibit, to display [Hallanger 1973]
French translation montrer, exhiber [Hallanger 1974]
 présenter, montrer, faire apparaître, exhiber, représenter, révéler [SLP 1986]
Morphology 
maneho
naneho
haneho
manehoa
Examples 
1Ny tapatapany amin' ny tantaram-pirenena iankinan' ity lahatsoratra ity dia maneho zava-marina avokoa. [Andraina: Mitaraina, page 5]
2Maneho ny hatavin' ny fanasana mbamin' ny ranondolana isodihan' ny menaka. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 87]

Updated on 2020/07/31