Entry | 1 manehaña |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Betsileo]
miankina, mitehina: Aza maneheña amin'io hazo ioio fa boboka any moa io ko nge mienjika eo (Aza mitehina amin'io hazo io fa lo anie io ka ndrao mianjera eo |
Synonyms | 4 maneheña |
Anagrams | 5 anamehan, hamenana, hanamena, hanemana, manehaña, nahamena, Namehana, nanameha |
Updated on 2020/07/31 |