|
|
|
|

Entry1  manebaka
Root  2 tebaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Manakiana, maneso, manaratsy, milaza ankitsirano fa tsy mety ny natao, miteny mivantana ny faharatsiana na ny tsy fahombiazana: Manebaka ny olona rehetra io Rangahy io
5 Manao tsinontsinona, manatsizarizary, manazimba, mamotsifotsy: Aza manebaka ny ana-dray aman-dreny [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02