Entry mandry tsy rangaranga (andry, tsy, ranga)
Part of speech expression
Malagasy definition matory feno ahiahy sy tebiteby noho ny tahotra zavatra ahiahina [Rajemisa 1985]

2013/06/06