|
|
|
|

Entry1  mandry ilika
Elementary words  2  mandry, ilika
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  mandry ka ny ila ihany, ny takiba ilany, no atao ambany
5  misahirana [1.1]
Examples  6  Ilay lahy antitra nandry ilika teo ambony tsihy [2.649]
7  nandry ilika ery ity zanak'Andriana tsy zatra mipetraka raha tsy ambony seza. [2.895]

Updated on 2023/10/07