Entry (1/2) | 1 mandroso |
Root | 2 roso |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manolotra zavatra ho an' olona ka mametraka izany eo anoloany: Mandroso vary ho an' ny vahiny Manatona akaikikaiky kokoa: Mandrosoa fa aza mijajirika eo am-baravarana eo fotsiny Mitombo fahaizana: Mandroso tsara ny zanakao Mandeha tsara ka ahazoam-bola betsaka na misy tombony betsaka, mahomby: Mandroso ny fitaterana ankehitriny Lasa aloha fa tsy amin' ny toerana misy azy ihany: Nandroso haingana ny tafika Lasa nihoatra nankany amin' ny...; mitsopaka, manaoangady be lela: Mandroso lavitra dia tavitra anatin' ny ranomasina ny morontsiraka amin' itý toerana itý ~ Mandroso be loatra amin' ny taniko izany asanao izany Misondrotra, misandratra: Tsy nandroso voninahitra intsony ilay manamboninahitra |
Explanations in English |
5 [1.7] to progress, to forge ahead; to put forward, to present; to enter a house |
Explanations in French |
6 [1.8] avancer, progresser; présenter une chose ou une idée; entrer dans une maison |
Examples |
7 Andeha hiara-mandroso daholo isika hoy Randrianaivo, fa mandany andro foana izao. [2.324] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Titles |
Proverbs | 19 Proverbs containing the word mandroso |
Entry (2/2) | 20 Mandroso |
Elementary words | 21 mandroso |
Part of speech | 22 name (newspaper) |
Vocabulary |
23 Publishers, newspapers |
Anagrams | 24 mandroso, Mandroso |
Updated on 2025/02/08 |
![]() |