Entry mandrivirivy (rivirivy)
Part of speech active verb or adjective
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny kapoka, tehamaina mafy sady betsaka, sesilany: Kapoka mandrivirivy no nafitsok' i rainy azy [1.1]
Explanations in English To be thrown in large numbers, as stones [1.7]
Explanations in French être lancé ou tomber en grand nombre, comme des cailloux [1.8]
Examples Kapoka karavasy mandrivirivy, narahin-tosika sy sintona araka izay tratry ny aina, no tsy nidonan' ny sarety tamin' ny fiara. [2.472]
Morphology 
Present : mandrivirivy
Past : nandrivirivy
Future : handrivirivy

Updated on 2023/01/20