Entry mandritsoka (ritsoka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miteny mibitsibitsika amin' olona
Manoro malemilemy: Nisy nandritsoka izany hevitra izany an' itỳ zaza itỳ fa tsy hahita izany irery akory izy [1.1]
Morphology 
Present : mandritsoka
Past : nandritsoka
Future : handritsoka
Imperative : mandritsoha

Updated on 2023/01/05