|
|
|
|

Entry (1/2)1  mandritra
Root  2  ritra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manao izay hahatankina: Mandritra dobo
5  Mahandro hena amin' ny fanaovana izay hahalasa fofona ny rano andrahoana azy: Mandritra henan-kisoa
6  Mandany, maharingana: Mandritra ny harena ny fisotroantoaka [1.1]
Explanations in French  7  dessécher, épuiser, évaporer, exterminer; ruiner [1.3]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Entry (2/2)12  mandritra
Root  13  ritra
Part of speech  14  preposition
Explanations in Malagasy  15  Enti-milaza ny fotoana aharetan' ny asa na zavatra iray: Niasa nandritra ny adiny fito aho
16  Maninjitra, mipaka, ngarangidina, saingy amin' ireo, ny teny milaza ny fotoana no atao aloha: Niasa adiny fito maninjitra aho [1.1]
Explanations in English  17  during, until the end of [1.7]
Explanations in French  18  pendant, jusqu'à la fin de [1.8]
Examples  19  Eny an-tsena any no lahasa mandritra ny zoma maty masoandro. [2.470]
20  Iny foana niresakay tao an-trano mandritra ny herinandro. [2.472]
Vocabulary  21  Time
Compound words 
Tables and plates  23  All the prepositions

Updated on 2023/09/25