|
|
|
|

Entry1  mandrikindrikiña
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 [Tanala] miranirany toa volontsokina (miranirany): Mandrikindrikiña ny ampalibe (miranirany ny hoditr'amoalibotraka) [1.78]

Updated on 2026/02/04