Entry mandrezatra (rezatra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mamoaka fofon-kanina avy ao am-bava, izay avy amin' ny sakafo nohanina tsy levona: Tampenana ny vova rehefa mandrezatra
¶ Mamantsika amin' ny fantsika lehibe [Rajemisa 1985]
Morphology 
mandrezatra
nandrezatra
handrezatra
mandrezata
Quotes 

Updated on 2010/05/14