Entry mandrebaka (rebaka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mahatonga ho noana, mahavalaka, mahasasatra, mahavizana [Rajemisa 1985]
Morphology 
mandrebaka
nandrebaka
handrebaka
mandrebaha

Entry mandrebaka
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Tanala] manimba, manambaka, mandreraka: Nahoa laha tsy ajarena io traño rebaka io (nahona raha tsy arenina io trano simba io) [Rakotosaona 1975]

Updated on 2020/07/31