Entry |
mandraotra
(raotra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manongotra ahitra amin' ny tanana, antsy...; manatsikera, mameravera, mamohavoha; maka ankery; mandrovitra [1.1]
|
Explanations in English | To comb, to brush. [1.2]
|
| To card; to rake [1.7]
|
Explanations in French | Carder; racler avec un rateau [1.8]
|
Examples | Fa misy tovovavy be fitiavana ny fofombadiny mandraotra ny volony mainty manga lavabe iny, dia tenominy ka ateriny ho fanomezana ny fofombadiny.
[1.437]
|
Morphology |
Present : |
mandraotra |
Past : |
nandraotra |
Future : |
handraotra |
Imperative : |
mandraota |
|
Compound words |
|
|