Entry mandraoka (raoka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Maka eran' ny tanana, manangona amin' ny tanana, lapely: Mandraoka fasika
Hevitra an' ohatra: Mandraoka vola, hono, izy amin' ny varotra omby any andrefana any
Mipaoka, mifaoka zavatr' olona
Mamabo, manosy (fananan' olona) [1.1]
Explanations in English To gather, to collect. [1.2]
 To gather together in a mass; to seize [1.7]
Explanations in French Ramasser en une masse; saisir [1.8]
Examples Manafintohina ny mahita azy mandraoka tombontsoa mihoa-pampana ho an' ny tenany nefa ny vahoaka lanahin' ny fahantrana. [4.27]
Morphology 
Present : mandraoka
Past : nandraoka
Future : handraoka
Imperative : mandraofa
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20