Entry mandrakizay
Elementary words mandraka ; izay
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Tsy misy fiandohany ary tsy misy fiafarany: Andriamanitra dia mandrakizay
Tsy manampahataperana: Ny fiainana mandrakizay
Na rahoviana na rahoviana: Tsy hisaraka aminao mandrakizay aho
Mitovy hevitra: alaovalo ~ antaranoana ~ doria [1.1]
Explanations in English Forever [1.7]
Explanations in French éternellement [1.3, 1.8, 1.5]
 à tout jamais [1.8]
Examples 
1Rahefa manambady aho dia ho mandrakizay, fa tsy ho vetivety. [2.471]
2ho tia an' i Sahondra mandrakizay! [2.529]
3- Veloma mandrakizay ary, ry Raozikeliko. [2.499]
4Ny Tangena dia tsy ampinomana mandrakizay. [2.59]
Vocabulary 
Synonyms mandrakizay alaovalo ~ mandrakizay antaranoana ~ mandrakizay doria
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/06/04