|
|
|
|

Entry1  mandrakizay
Elementary words  2 mandraka, 3 izay
Part of speech  4  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  5 Tsy misy fiandohany ary tsy misy fiafarany: Andriamanitra dia mandrakizay
6 Tsy manampahataperana: Ny fiainana mandrakizay
7 Na rahoviana na rahoviana: Tsy hisaraka aminao mandrakizay aho [1.1]
Explanations in English  8 forever [1.7]
Explanations in French  9 éternellement [1.3, 1.8, 1.5]
10 à tout jamais [1.8]
Examples  11  Rahefa manambady aho dia ho mandrakizay, fa tsy ho vetivety. [2.471]
12  ho tia an' i Sahondra mandrakizay! [2.529]
13  - Veloma mandrakizay ary, ry Raozikeliko. [2.499]
14  Ny Tangena dia tsy ampinomana mandrakizay. [2.59]
Vocabulary  15  Time
Synonyms  16 mandrakizayalaovalo, mandrakizayantaranoana, mandrakizaydoria
Analogs  17  alaovalo, 18  antaranoana, 19  doria
All compound words  20 mandrakizay doria
Proverbs  21  Proverbs containing that word

Updated on 2025/12/23