Entry mandrairay (rairay)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mikasika, manendritendry, manohintohina: Aza mandrairay zavatr' olona fa maloto ny tananao
¶ Mangalangalatra [Rajemisa 1985]
English definition   to receive, to accept. [Richardson 1885]
Morphology  
mandrairay
nandrairay
handrairay
mandrairaisa
Quotes  

Updated on 2010/05/14