Entry |
mandraikitra
(raikitra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mametaka mba tsy hiala, tsy hihetsiketsika: Mandraikitra sary amin' ny rindrina Manapaka, mamarana: Mandraiki-barotra Manondro: Mandraikitra fotoana [1.1]
|
Explanations in English | To agree [1.2, 1.7]
|
| To consent to; to stick, to join [1.2]
|
| To stick on to something; to accept [1.7]
|
Explanations in French | Attacher, coller, fixer, conclure, régler [1.3]
|
| Coller ou appliquer sur quelque chose; être d'accord pour [1.8]
|
Morphology |
Present : |
mandraikitra |
Past : |
nandraikitra |
Future : |
handraikitra |
Imperative : |
mandraiketa |
|
|