Entry mandotso (lotso)
Part of speech active verb
Malagasy definition Misy, tonga betsaka: Efa nandotso ve ny nonon' ny renin' ilay zaza vao teraka? [Rajemisa 1985]
Morphology 
mandotso
nandotso
handotso
mandotsoa

Updated on 2020/07/31