Entry mandotra
Part of speech noun
Malagasy definition Karazam-bibilava lehibe, vasoka somary misy mainty mivolonkary ny volony, ary malaza ho masiaka
¶ Karazam-bibilava lehibe malaza ho mivelona ao anaty lava-bitsika, ka izany no iantsoana azy koa hoe renivitsika [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Synonyms manditra ~ renimanditra

Entry mandotra (dotra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandevona amin' ny afo: Didian' ny fanjakana ny mandotra ny fitafian' izay matin' ny habokana na nendra
¶ Manamasaka: Mandotra biriky, mandotra sokay
¶ Manery: Mandotra ny lehiben' ny fokontany ny fanjakana hanenjika ny mpangalatra omby
¶ Mandoro ary manala ny volom-biby vonoina [Rajemisa 1985]
English definition to burn with fire [Richardson 1885]
Morphology 
mandotra
nandotra
handotra
mandora

2012/05/15