Entry mandoa vory (loa, vory)
Part of speech expression
Malagasy definition mandoa roadroatra avy anaty vava; mihoaka mandoa, nefa tsy misy ventiny fa rano mamorivory fotsiny no aloa, misafoaka vorim-bava (fahita rehefa avy mihazakazaka na mikohaka mafy) [Rajemisa 1985]
English translation to froth at the mouth [Hallanger 1973]
French translation écumer; baver [Hallanger 1974]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31