Entry mandisa (disa)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Bara, Sihanaka] mitoto [1.78]
  [Sakalava, Taisaka, Tanosy] Mitoto vary, ets [1.78]
 Mihosy, manosy
Mitoto vary [1.1]
Explanations in English  [Provincial] To pound in a mortar [1.2]
Examples Farany, mandisa: izany hoe, mitoto vary tsy tapaka isan' andro (mahalankalana manko ny mitoto vary teo: indray mandeha isan-kerinandro. [2.245]
Morphology 
Present : mandisa
Past : nandisa
Future : handisa
Imperative : mandi
Synonyms mandisañy

Anagrams 

Updated on 2023/03/08