Entry mandingana (dingana)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mitsambikina avy eo amin' ny ilan' ny tatatra, rano, hady... iray ka miampita erý amin' ny ilany iray: Tsy afaka mandingan-tatatra ny vehivavy sasany amin' ny zipony tery loatra
¶ Mamela, manadino: Nandingana andalan-tsoratra efatra ianao tamin' ny tsianjery tao
¶ Manitsaka: Tsy havelako handingana ny taniko intsony iny fa mpangalatra
¶ Enti-misolony anarana hoe dingana amin' ny filazana ny refy: Impolo mandingana ny refin' itý trano itý
¶ Mihoatra (fefy): Zazakely io ve ho afaka handingana tamboho tsivikinindahy [Rajemisa 1985]
English definition to step over, to leap over, to jump to from a distance, to skip in reading [Richardson 1885]
 to step over; to leave out, to skip [Hallanger 1973]
French definition enjamber, franchir, sauter, omettre [Hallanger 1974]
Morphology 
mandingana
nandingana
handingana
mandingàna

Entry mandingàna (dingana)
Part of speech imperative of active verb mandingana [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]

2012/05/08