Entry mandidy lamba
Elementary words mandidy ; lamba
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Taloha dia nafatotry ny olona tamin' ny zoron-dambany ny vola, ka iny no nodidian' ny mpangalatra, mitovy karazana amin' ny mpangarom-paosy ankehitriny [1.1]
Explanations in English To cut a fragment to steal money out of it. The people generally tie up their money in a corner of their lamba or outer garment [1.2]

Updated on 2023/04/16