Entry | 1 mandevina |
Root | 2 levina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manitrika, manafina, manototra ao anaty tany: Avy nandevina an-drainy izy 5 Mandentika zavatra anaty tany, ka tapany sy ilany ihany: Mandevina andry. [1.1] |
Explanations in English |
6 to bury [1.7] |
Explanations in French |
7 ensevelir, enterrer [1.8] |
Examples |
8 ary izay maty iaraha-mandevina. [1.370#62] 9 Tsy manary irery, satria tonga, manotrona, mandevina. [2.472#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mandevina |
Updated on 2023/05/26 |