Entry | 1 mandeha |
Root | 2 leha |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mamindra toerana ny vatan-tena amin' ny famindrafindrana ny tongotra: Tsy mbola afaka mandeha ny marary. / Efa miana-mandeha ny zafikeliko Mizotra: Nandeha tamin' ny arabe izy fa tsy nihazo ny lalan-kely akory Miala, miainga: Tongava maraindraina fa amin' ny fito aho no handeha Mandalo: Nandeha tany antsena aho aninaraina Mihelina, miserana: Mandeha haingana ny andro rehefa ririnina Mihetsika ara-dalàna ny milina ao aminy: Mandeha ve iny famantaranandronao iny? Mandroso: Mandeha ve izao varotrao ? |
Morphology |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Titles |
Proverbs | 35 Proverbs containing the word mandeha |
Anagrams | 36 endaham, handema, mandeha |
Updated on 2025/02/07 |
![]() |