Entry mandazo (lazo)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manamaina, manamatroka [1.1]
Explanations in English To fade; to cause to wither [1.7]
Explanations in French Faner, flétrir [1.8]
Examples Ny mpandoro arina sy ny mpandazo volotsangana dia tsy mahazo mandoro na mandazo any an-ala, fa eny an-kay no manao [1.123]
Morphology 
Present : mandazo
Past : nandazo
Future : handazo
Imperative : mandazoa

Anagrams 

Updated on 2023/01/20