Entry | 1 mandavo |
Root | 2 lavo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manjera, mamotraka, manongana |
Explanations in English |
5 [1.2] to throw down, to strike down 6 [1.7] to cast down, to cause to fall |
Explanations in French |
7 [1.8] faire tomber; abattre |
Examples |
8 mandavo sorera ny lainga. [2.69#] 9 Raha mandavo ahitra ihany no anaovana ireo. [2.245#] 10 Ny mitevy aloha dia ny mikapa, manjera, mandavo hazo. [2.643#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mandavo |
Anagrams | 17 andovam, mandavo, mandovĂ , mandova |
Updated on 2023/01/20 |