Entry | 1 mandamaka |
Root | 2 lamaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mikapa: Nandamaka bozaka teny an-tsaha izahay omaly Mandry tsy afaka na tsy mety miarina: Mandamaka ao am-pandriana ao izy fa marary Mifofotra amin' ny raharaha: Mandamaka amin' ny raharahany Rakoto ka tsy tiany ny helingelenina |
Explanations in English |
5 [1.2] to level, to make even; to lie down, as cattle unable to proceed from fatness or leanness |
Morphology |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word mandamaka |
Updated on 2023/01/20 |