Entry |
mandamoka
(lamoka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manavesabesatra, mampahavesatra, mahasasatra, mahatofoka: Mandamoka azy ny torimaso [1.1]
|
Explanations in French | Appesantir, fatiguer, dégoûter [1.3]
|
Examples | Raha mandamoka ny tetik' ady, hoy izy, dia hataoko veloma Farafangana rahampitso maraina.
[2.499]
|
Morphology |
Present : |
mandamoka |
Past : |
nandamoka |
Future : |
handamoka |
Imperative : |
mandamoha |
|
|
Entry |
mandamòka
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny atody tsy zary zanany, tsy foy: Nisy telo nandamòka ny atody nakotriko Tsy vanona, tsy tanteraka: Nandamòka ny fikasanay hitsangantsangana [1.1]
|
Explanations in English | To be defective, not to come to perfection [1.2]
|
Morphology |
Present : |
mandamòka |
Past : |
nandamòka |
Future : |
handamòka |
|
|
Entry |
mandamoka
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Bezanozano]
Mikapoka [1.78]
|
|