Entry manavovona (vovona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao antontany, mampifanongoa, manavosa: Manavovona kitay ~ Nanavovona ny fanaka rehetra taoan-tokotany izy aloha vao lasa nitady fiara hitatitra azy [1.1]
Morphology 
Present : manavovona
Past : nanavovona
Future : hanavovona
Synonyms manasavovona

Updated on 2023/05/27