Entry manavina (avina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandeha mamonjy raharaha; manontany zavatra tiana ho fantatra na hofotorana; mandeha mankany ifotony mba hijery akaiky: Lasa nanavin-draharaha' any ambonivohitra izy [1.1]
Explanations in English To go to inquire into; to renew an enquiry or search; to call on for the purpose of an enquiry. [1.2]
Examples Tonga manavina any aminy matetika Rajohnson, ka manontany izay fara-heviny, nefa tsy hita hantenaina, tsy Iasa hafoy, fa andrasan-dava izao. [2.285]
Morphology 
Present : manavina
Past : nanavina
Future : hanavina
Imperative : manavena
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20