Entry | manaviavia (haviavia (havia)) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Tsy hay atao tsara amim-pahakingana [1.10] | ||||||
Examples | Nefa manaviavia raha atao hoe : Gol-Malay, ka na tonga taoriana aza ny Malay dia natao hoe : Malay Gola na Malay Gala, dia niova niandalana ka notsorina hoe Malagasy.
[1.436] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Synonyms | manavia | ||||||
Updated on 2023/01/20 |