Entry mañavela (vela)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Tanala] Mametraka, mamela, tsy raisina intsony: Ronono ka tsy manavela ny tsy hihavana ndre hivadike ho herony (tsy avelan'ny ronono tsy hihavanana dia hiavaka ho herotra aza) [1.78]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31