|
|
|
|

Entry1  manavao
Root  2  vao
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manolo hafa: Manavao mpiasa, hono, io tranombarotra io
Manamboatra ho tonga tahaka ny vaovao: Nahay izay nanavao ity trano itỳ
Mamerina indray: Tsy nety nanavao ilay fanekena intsony Rakoto
Mampikaviavia (...) satria voalohany: Manavao ahy ny mampianatra
Examples  5  Ankehitriny ny Fiangonana dia manavao ny fiarovany ny fianakaviana. [1.369#]
6  Izaho no manavao tany kely angaha, tamin' ny hatsiaka, ka somary seriserena kely teo ho eo. [2.332#]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  anaovam, anoavam, manaova, manavao, manoava, mavoana

Updated on 2023/10/21