Entry manavao (vao)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manolo hafa: Manavao mpiasa, hono, io tranombarotra io
Manamboatra ho tonga tahaka ny vaovao: Nahay izay nanavao ity trano itỳ
Mamerina indray: Tsy nety nanavao ilay fanekena intsony Rakoto
Mampikaviavia (...) satria voalohany: Manavao ahy ny mampianatra [1.1]
Examples 
1Ankehitriny ny Fiangonana dia manavao ny fiarovany ny fianakaviana. [1.369]
2Izaho no manavao tany kely angaha, tamin' ny hatsiaka, ka somary seriserena kely teo ho eo. [2.332]
Morphology 
Present : manavao
Past : nanavao
Future : hanavao
Imperative : manavaoza

Anagrams 

Updated on 2023/10/21