Entry | 1 manatsizarizary |
Root | 2 tsizarizary |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manao tsinontsinona, maneso: Aza manatsizarizary ny ray aman-dreninao toy io re lanao Manivaiva: Mandehana fa manatsizarizary foana ny varotray ianareo izany |
Explanations in French |
5 [1.4.fr#840] vilipender: Manatsizarizary olona (Vilipender quelqu'un) |
Morphology |
|
Updated on 2023/04/01 |