Entry manatsizarizary (tsizarizary (zary))
Part of speech active verb
Malagasy definition Manao tsinontsinona, maneso: Aza manatsizarizary ny ray aman-dreninao toy io re lanao
¶ Manivaiva: Mandehana fa manatsizarizary foana ny varotray ianareo izany [Rajemisa 1985]
Morphology 
manatsizarizary
nanatsizarizary
hanatsizarizary
manatsizarizaria

Updated on 2013/03/24