Entry manatsilany (tsilany)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mampandry (olona) ka ny lamosiny no atao ambany
¶ Mametraka (zavatra) ka ny vavany no atao ambony [Rajemisa 1985]
Morphology 
manatsilany
nanatsilany
hanatsilany
manatsilanesa

Updated on 2020/07/31