Entry manatsefotra (tsefotra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manapoaka vanja amin' ny olona, mande fa rivotra na rano avy ao anaty zavatra ka mipoaka ny fivoahan' izany rivotra na rano izany [1.1]
Explanations in French Faire éclater de la poudre, faire sortir avec bruit le vent qui remplit une vessie [1.3]
Morphology 
Present : manatsefotra
Past : nanatsefotra
Future : hanatsefotra
Imperative : manatsefora

Updated on 2023/01/20