Entry | manatsefotra (tsefotra) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Manapoaka vanja amin' ny olona, mande fa rivotra na rano avy ao anaty zavatra ka mipoaka ny fivoahan' izany rivotra na rano izany [1.1] | ||||||||
Explanations in French | Faire éclater de la poudre, faire sortir avec bruit le vent qui remplit une vessie [1.3] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |