|
|
|
|

Entry (1/2)1  manatoka
Root  2  atoka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] jereo manaTSAtoka
Examples  5  "Moa Ranona va hianao ?" Raha sendra anarany tokoa ilay voatonona, dia manatoka ny lohany izy [2.69#]
6  manatoka ny tandroka andriana eo ry zareo: ilay tandroka efatra mariky ny maha andriana ny olona nitondra teo aloha (tsy nisy nahazo nanorina am-pihemea raha tsy olona nifehy vahoaka. [2.245#]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :

Entry (2/2)10  manatoka
Root  11  hatoka
Part of speech  12  active verb
Explanations in English  13  [1.2] [Provincial] to implant or set one's self against, as in battle
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
17  Imperative :

Anagrams  18  manakato, manatoka, mankatoa, namotaka, natamako, tamonaka

Updated on 2023/01/11