Entry manatakizina (takizina)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mahatonga maizina; mahatonga fadiranovana; mampahalany harena; mambotry [Rajemisa 1985]
Morphology 
manatakizina
nanatakizina
hanatakizina

2010/05/14