Entry manasolampy (solampy)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manao izay hahatonga mandry soroka, manary rano: Manasolampy araben-dalana [Rajemisa 1985]
Morphology 
manasolampy
nanasolampy
hanasolampy

Updated on 2010/05/14