Entry |
manasazy
(sazy)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manome sazy (na vola izany na zavatra mampangirifiry ny vatana, na fitanana am-ponja) [1.1]
|
Explanations in English | To impose a fine on, to punish [1.7]
|
Explanations in French | Punir d'une amende, punir [1.8]
|
Examples | na inona na inona no fanahy nataonareo, Ranavalomanjaka tsy manasazy anareo, tsy manangona ny fanana-nareo, fa izay harenareo rehetra ento mody any amin' ny taninareo.
[2.366]
|
Morphology |
Present : |
manasazy |
Past : |
nanasazy |
Future : |
hanasazy |
Imperative : |
manasazia |
|
|