Entry manasaoka (saoka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manampy tapadamba amin' ny akanjo mba hanalalahana azy amin' ny faritra sasantsasany: I neny no nanasaoka ny lobako teo amin' ny sorony fa tery loatra [Rajemisa 1985]
Morphology 
manasaoka
nanasaoka
hanasaoka
manasaoha

Updated on 2010/05/14