Entry manasafelika (safelika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manolana, manao izay hihodidinan' ny zavatra iray fa tsy handehanany mahitsy mivantana [1.1]
Morphology 
Present : manasafelika
Past : nanasafelika
Future : hanasafelika
Imperative : manasafeleha

Updated on 2023/01/05