Entry manararo (hararo)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mitana, manampontsampona, manao izay hahatratra aoriana: Aza manararo ny zanako amin' ny kilalao ialahy isany sao diso fidirana any am-pianarana izy
¶ Milalao, manadala: Nanararo ny mpandalo tamin' ny hatsikany teo i Rainimbahy [Rajemisa 1985]
English definition to put an obstacle or difficulty in the way, to discourage, to dishearten. (prov. ?) [Richardson 1885]
Morphology 
manararo
nanararo
hanararo
manararoa

Updated on 2020/07/31